|
|
|
|

Entrée1  voambolana
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  voa, volana
Explications en malgache  4  [1.1] Fitambaran' ny teny rehetra fampiasa amin' ny sampam-pahaizana iray
Rakibolana nofintinina
5  [1.62] voanteny fampiasa manokana amina seha-pahalalana na sehatrasa
boky mirakitra ny tanisateny fampiasa manokana eo amin' ny sehatra iray ka amin' izany ny teny iditra tsy voatery anolorana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpampiasa
lisitra araka ny abidia sy fanazavana ny voambolan-tsehatra manokana, ohatra momba ny tranomboky, nampiasana teo anatin' ny boky
Explications en français  6  [1.13] lexique
7  [1.66, 1.67] vocabulaire
Exemples  8  [4.27] Ndeha ho tsiahivina aloha ny famaritana ny voambolana “itsinjaram-pahefana”.
9  [2.508] Be ny fitoviana na eo amin' ny voambolana na eo amin' ny firafitry ny voambolana sy ny teny.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  16  Linguistique
Analogues  17  voanteny

Mis à jour le 2025/09/13