|
|
|
|

Entrée1  voangona
Partie du discours  2  participe passé
Radical  3  angona
Explications en malgache  4  [1.1#83]
Explications en anglais  5  [1.2#49] collected (by some one), assembled, congregated.
Explications en français  6  [1.3#47] qu'on a assemblé
Exemples  7  [2.508] Tamin'izay dia voangona tafaray Manandriana, Isandra, Lalangina ary Iarindrano.
8  [2.59] Ny zaza kamboty, izay voangona eto Antananarivo, izay velomin' ny mpiadidy azy.
9  [2.643] Ny lehilahy no mivoaka mitady lalam-bola, anaka, fa ny vehivavy mampirina ny voangona eto an-toerana, hoy rainy.
10  [2.996] Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany;
11  [2.445] Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitao-vana ny mpahay tao.
12  [2.944] Alin-dririnina mamifirifiry , itampodian'ny vakivakim-pitia tsy voaangona.
Morphologie 
13  Passé :
Autres orthographes  14  voaangona

Anagrammes  15 avongano, 16 voangona

Mis à jour le 2025/09/12