|
|
|
|

Entrée1  voaporofo
Partie du discours  2  participe passé
Radical  3  porofo
Explications en malgache  4  [1.1]
Exemples  5  [2.4] Tsy voaporofoko mandrakizao moa io, satria tsy nanan-kevitra hanontany an' i Vola momba izany aho taty aoriana.
6  [4.27] Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina?
7  [2.472] Tsy azo nampisehoana izany moa ny mpampiasa voaporofo fa mampidi-doza izany ka ny olon-kafa nahazoana nanao no nanaovana, dia ny tena samy tena.
Morphologie 
8  Passé :

Mis à jour le 2025/09/12