|
|
|
|

Teny iditra1  voasambotra
Fototeny  2 sambotra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 saisi, arrêté, emprunté [1.3#569]
Ohatra  5  Be ny voasambotra omaly no afaka; [2.324#]
6  Maro taminay no nanan-kavana voasambotra. [2.472#225]
Tovy hevitra  7 sinambotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12