| Entrée | 1 voasaratsaraka | 
| Radical | 2 saratsaraka | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Exemples | 4   Mazava ny fanonony ny teny, voasaratsaraka ny sylaba ary maha-te-hihaino ny feony
[2.356#51] 5 Ny nantenainy tamin' izany, dia ny hahazo antsika voasaratsaraka mba hanolorany ny fanjakan' ny Persa ho an' ny Masedoniana [2.996#19.16.14] | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |