| Entrée | 1 voasarika | 
| Radical | 2 sarika | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   tiré, dégainé, (forces) que la maladie a diminuées [1.3#582] | 
| Exemples | 6   sendra voasarika tamin' ny fahatairana, dia iny no nasampy tao an-damosina.
[2.357#53] 7 voasarika ny fanahin'ny mpihaino, satria hendratr'izay tapany azony ka terem-panahy hieritreritra sy haminany. [2.298#131] | 
| Synonymes | 8 sinarika | 
| Anagrammes | 9 karavasio, 10 voasarika | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |