| Entrée | 1 voatavoarivolahy | 
| Mots élémentaires | 2 voatavo, 3 arivo, 4 lahy | 
| Partie du discours | 5 nom | 
| Explications en malgache | 6   Karazam-boatavo kelikely, teritery ny afovoany ary fanao fitoerandrano rehefa nalana ny atiny ka nomainina [1.1] | 
| Explications en français | 7   (de voatavo et arivolahy : un millier d'homme ; nom faisant encore allusion à l'origine de l'humanité). Variété de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à fruits de grande capacité avec un net rétrécissement vers le milieu (on y voit une ressemblance avec le foetus dans l'utérus de sa mère). [Merina]
 [1.196] | 
| Exemples | 8   Ny anarana iantsoana ireo zavatra ireo dia hoe "tandindona" : fary lava be miaraka amin' ny raviny, akondro vao voatombo-tany miaraka amin' ny fakany, lefona ihantonan' ny voatavoarivolahy voaravaka vakana sy volafotsy ary ampinga.
[2.436#] | 
| Vocabulaire | 9 Botanique: légume | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |