|
|
|
|

Teny iditra1  voatavobozaka
Singan-teny  2 voatavo, 3 bozaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-boatavo lehibe fihinana, tsara tsiro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de voatavo : courge-calebasse et bozaka : herbe sèche, allusion à quelque chose de très commun). Variété commune de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). Ses fruits à l'état jeune ont une chair mangeable. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  7  Ary itony voatovo maramara no natao hoe voatavom-bazaha, dia vao nanampy ny voatavobozaka sy ny voatavoatodiakoho; [1.437#]
Voambolana  8  Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08