|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vohaina |
| Fototeny | 2voha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sokafana: Vohay ny varavarankely Anokafana varavarana: Vohay aho fa mangatsiaka Angatahan-dalana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be opened; to have a door opened for one [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on ouvre; pour qui on ouvre la porte [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11vohana |
| Kamban-teny rehetra | 12varavarana mirindrina mora vohaina |
| Fivaditsoratra | 13 anavohy, 14 anovahy, 15 avaniho, 16 ihavano, 17 ihovàna, 18 ivohana, 19 vaohina, 20 voahina, 21 vohaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|