| Entrée | 1 vokovoko volamena | 
| Mots élémentaires | 2 vokovoko, 3 vola, 4 mena | 
| Partie du discours | 5 nom | 
| Explications en malgache | 6   Fikambanana famonjena sy fanasoavana antokon' olona: mampirisika hifady zava-pisotro misy alkaola sy mitandrina izay efa vonon-kifady [1.1] | 
| Vocabulaire | 7 Organisations | 
| Analogues | 8 vokovokomanga | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |