|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  volobe
Singan-teny  2 volo, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny fantsona andehanan' ny bala amin' ny basy
6 Ny fantsona miolikolika amin' ny lalambika [1.1]

Teny iditra (2/3)7  volobe
Singan-teny  8 volo, 9 be
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 (« grand bambou »). Cephalostachyum madagascariense A. Camus (Poaceae). Réf. H.Perrier 10848. Ce nom malgache est également donné aux grands bambous introduits : Dendrocalamus strictus Nees (Poaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
Ohatra  12  Ny endriny anefa dia maniry volobe ihany nefa kosa ny lohany dia sola ny antsasany. [2.895#76]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)16  Volobe
Singan-teny  17 volo, 18 be
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  20  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  volobe, Volobe

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13