| Entrée | 1 vonjivonjena | 
| Radical | 2 vonjivonjy | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en anglais | 4   to be rescued in a hurry; to be attended to in a hurry [1.7] | 
| Explications en français | 5   qu'on secourt à la hâte; dont on s'occupe d'urgence [1.8] | 
| Exemples | 6   vonjivonjena ny fotoam-piasana, fa ny tokony hatao amin' ny vanin-taona anakiray, na inona na inona miseho, tsy maintsy vitaina
[2.472#] 7 Ny fotoana famangiana ny mpitera-bao dia tsy mba vonjivonjena, ary na dia efa niala amin' ny fifanana aza ny mpitera-bao dia mbola misy mpamangy ihany [2.436#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |