|
|
|
|

Teny iditra1 vorombato
Singan-teny  2vorona, 3vato
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anaran' akoholahy mahery miady fahizay, izay karazan' akoho vaventy ary somary mifaingoka ohatra ny an' ny boloky ny vavany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 espèce de tiercelet [1.54]
Voambolana  7 Haibiby: vorona
Tovy hevitra  8viko-viko

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11