|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voromanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny entina ilazana olona tiana: Raha tsy tian' ny hafa aza, ravoromangako kosa ! [1.1]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)5  voromanga
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 voromahailala [Taisaka] [1.78]
Voambolana  8  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  9 voromamanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08