|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vorotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fototry ny vihy. [1.1]
Tovy hevitra  4 voritra

Teny iditra (2/2)5  vorotra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Potika na sombinjavatra tsy misy nana azy intsony.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 lambeaux, haillons, chiffons. [1.3]
Ohatra  9  Napetraka ambony gony teo an-tsisin-tanimboly, nofonosina vorotra bodofotsy, nandritra ny fotoana niasan' izy mivady. [2.472#]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 8 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09