| Entrée | 1 zafin-dohalika | 
| Mots élémentaires | 2 zafy, 3 lohalika | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [1.1] | 
| Explications en français | 6   la quatrième génération [1.3] 7 [zafindohalika] quatrième génération [1.54] | 
| Exemples | 8   Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika.
[4.27] | 
| Vocabulaire | 9 Rapports: famille | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |