|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zanahary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.)
[1.2] 5 a god, a superior being; something great or prodigious 6 Zanahàry: God [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse
8 Zanahàry: Dieu [1.8] |
| Voambolana | 9 Fivavahana 10 Finoana |
| Mpanahaka | 11 andriamanitra, 12 andriamanitra |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 15 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 hazarina, zanahary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|