|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zanozano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fomban-drandram-bolo fanao any an'indrana, indrindra amin'ny Bezanozano, Betsileo, Antandroy: atambatra ny randrana fa avona isaky ny soritra, dia mirazorazo maromaro manodidina ny loha [1.1#1055]
Voambolana  4  Fandram-bolo
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)6  zanozano
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Anaran' ny rantsan-kazo amin' ny Betsimisaraka; rehefa nidina nankany amin' ny Betsimisaraka maka sira na mikarama ny Bezanozano dia nitondra rantsan-kazo maina hataina nony mby teny akaiky tanàna; izany no naharaikitra ny anaran' ny Bezanozano [1.1#1055]
9 rantsankazo madinika atao kitay [Tanosy] [1.78]
Voambolana  10  Haizavamaniry: hazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08