|
|
|
|

Teny iditra1 zaridaina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tanimbolim-boninkazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a garden; a park [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 jardin, parc [1.8]
6 (du français : « jardin »). Surtout le potager et le verger. [1.196]
Ohatra  7 Niakatra tany amin' ny zaridainan' ny Fasan-dRainiharo aho. [2.4]
8 Aorian' ny asa zaridaina, rehefa lasa Ramose, matetika misy ady totohondry eo. [2.472]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02