|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zavamaniry |
| Singan-teny | 2 zavatra, 3 maniry |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anarana ikambanan' ny zavatra rehetra avy amin' ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 plante, végétation
[1.13] 7 Nom général des végétaux, de tout ce qui fait des pousses (maniry vient de tsiry). Par opposition à zava-miaina: tout ce qui a une haleine, un souffle (aina). Dans cette classification empirique malgache, beaucoup d'animaux inférieurs comme les coraux sont assimilés à des plantes. [1.196] |
| Ohatra |
8 Manan' aina ny zavamaniry rehetra.
[2.332]
9 Ireto avy ireo zavamaniry ahazoana menaka. [2.117] 10 Malaza ho mahay fanafody avy amin' ny zavamaniry ny Kalanoro. [2.508] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|