|
|
|
|

Teny iditra1 zazahova
Singan-teny  2zaza, 3hova
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo [1.1]
Ohatra  6 Mangataka arahaba, toa zazahova. [2.69#]
7 Raha zazahova izy taloha ka andriana ny razany dia miverina amin' ny fiandrianany izy. [2.508#]
Voambolana  8 Hainifiaraha-monina
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 vazahazo, 11 zazahova

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02