| Entrée | 1 ireto | 
| Radical | 2 ito | 
| Partie du discours | 3 pronom [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 4   Enti-manondro zavatra na olona maro mitovy halaviran-toerana lazaina amin' ny "ito" na "ity": Avoahy any ireto zaza ireto fa mitabataba [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   those, these. Plural of ito, which is obsolete except in compounds [1.2#291] 6 these quite near (in sight) [1.7.en#32] | 
| Explications en français | 7   ceux-ci, celles-ci; ces [1.3] 8 ceux-ci, tout près (visibles) [1.8] | 
| Exemples | 9   Tsy nisy niteny ireto namany.
[2.499] 10 Ahoana re no nahazoana ireto vary ireto? [2.48] 11 Ho fahatsiarovana an' ireto ray aman-dreniko, izay samy efa nodimandry ireto [2.559] | 
| Tableaux et planches | 12   Tous les pronoms | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |