|
|
|
|

Entrée1  malaza
Radical  2  laza
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra
5  Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1#563]
Explications en anglais  6  renowned; notorious [1.2]
Explications en français  7  célèbre [1.3#395, 1.5]
8  renommé, fameux [1.3#395]
9  réputé, animé [1.5]
Exemples  10  Iza no mpanoratra malaza fantatrao? [2.113#77]
11  Harriet Newell, Misionera malaza koa. [2.649#181]
12  Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina. [2.332#100]
13  Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa. [2.298#85]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
Analogues  17  be voninahitra, manan-daza, manehoeho, mandeha laza, manetriketrika, iray toa zato, tsy leo laza
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Titres 
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot malaza

Anagrammes  26  malaza, zamala

Mis à jour le 2023/08/11