|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manantena
Fototeny  2 antena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra
9 Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa
10 Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to hope for, to expect. [1.2]
12 to hope, to expect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 espérer, s'attendre à [1.8]
Ohatra  14  Koa manantena aho fa tsara tokoa. [2.366#]
15  manantena ny tsy ho faty angaha ianareo! [2.606#]
Voambolana  16  Ontam-po
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manantena
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 19  manantena
Fototeny  20 antena
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manantena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  22 manantane, manantena, manantenà, 23 manentàna, manentana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15