|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandroatra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin' ny riana
Enti-milaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny vary ka tsy ela dia ho masaka
Mirehitry ny hatezerana tampoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy
Explications en anglais  4  [1.7] to foam, to boil over
Explications en français  5  [1.8] déborder en écume
Exemples  6  [2.470] mandroatra fotsiny toa ranon-tsavony sy mamoa-pofona hafahafa ny kafe azony.
Radical  7  roatra
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  misafoaka, mifoaka, mitroatra, misamontotra, mifoabe
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mandroatra

Entrée (2/2)17  Mandroatra
Partie du discours  18  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en français  19  [1.11] petit fleuve de la préfecture de Morondava
Vocabulaire  20  Géographie: rivières, lacs

Anagrammes  21  mandraotra, mandroatra, Mandroatra

Mis à jour le 2025/04/28