|
|
|
|

Entrée1  afa-jaza
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza)
Explications en anglais  4  [1.2] Used of abortion or miscarriage.
5  [1.7] having a miscarriage
Explications en français  6  [1.8] ayant avorté
Vocabulaire  7  Santé
Mots élémentaires  8  afaka, zaza
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot afa-jaza

Mis à jour le 2024/12/07