Entrée | 1 afonangatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo |
Explications en français |
4 [1.3] feu follet |
Exemples |
5 [2.48] afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany |
Vocabulaire |
6 Religions, Croyances |
Mots élémentaires | 7 afo, angatra |
Synonymes | 8 afondolo, afonanahary, afon' ny matoatoa |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |