|
|
|
|

Entrée1  ahazoana
Partie du discours  2  verbe relatif
Explications en anglais  3  [1.2]
Explications en français  4  [1.3#69]
Exemples  5  [1.3#69] Izao no tsy nahazoako nandrfitra izany (Voici pourquoi je n'ai pas pu supporter cela)
6  [2.471] Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny
7  [2.472] Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana
Radical  8  azo
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Synonymes  13  ahazahoana
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot ahazoana

Mis à jour le 2024/12/11