|
|
|
|

Entrée1  akademia malagasy
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] akademia naorina tamin' ny 23 zanvie 1902 mba handinika sy hamakafaka ny momba ny teny, tantara, toe-tany, biby sy zavamaniry eto madagasikara ary ny fomba amam-panaon' ny mponina, haisoratra, zavakanto hita eran' ny nosy
Exemples  4  [1.537] Tsy maintsy hampitaina haingana ny fikarohana vitan'ny akademia malagasy sy ny ambaratonga ambony eto an-toerana na any ivelany mba hisy fiantraikany mivantana amin'ny lafim-piainan'ny vahoaka sy ny fampandrosoana an'i Madagasikara.
Mots élémentaires  5  akademia, malagasy
Ouvrages littéraires  6  Collection de documents concernant Madagascar et les pays voisins

Mis à jour le 2024/12/09