|
|
|
|

Entrée1  akanjobe
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Taifasy] akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo
4  [1.78] [Betsimisaraka] akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy
5  [1.1][akanjo be] akanjo lava matevina mahafana
Explications en anglais  6  [1.2][akanjo be] An overcoat.
Explications en français  7  [1.3] un pardessus
Exemples  8  [2.471] Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny.
Vocabulaire  9  Economie: vêtements
Mots élémentaires  10  akanjo, be
Morphologie 
11  Simple :

Mis à jour le 2024/12/07