|
|
|
|

Entrée1  alamina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: Alamino ireto boky ireto
Karakaraina mba ho amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra rehetra: Nalaminy ny trano vao nandeha izy
Explications en anglais  4  [1.2] to be arranged, to be set in order
Exemples  5  [2.117#] alamina sy diovina ny manodidina.
Radical  6  lamina
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  alamany, alamina, amalany, amalian, lamaina, malaina, mianala, namaila, namalia

Mis à jour le 2025/01/21