|
|
|
|

Entrée1  ala mosavy
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fanandramana kely amin' ny hanina aroso na amin' ny zavatra atao fanomezana, eo imason' ilay olona omena azy, mba hampahatoky azy fa tsy misy mosavy ilay zavatra
Explications en français  4  [1.3#19] Action de goûter des comestibles offerts en présent
Mots élémentaires  5  ala, mosavy

Mis à jour le 2024/12/07