|
|
|
|

Entrée1  alika maty
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty itỳ; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k' itỳ!: mba tena mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k' itỳ!
Mots élémentaires  4  alika, maty

Mis à jour le 2024/12/07