Entrée | 1 aloalon-tany aman-danitra |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny nilazan' ny Ntaolo ny razana izay noheveriny ho mpanelanelana amin' Andriamanitra sy ny olombelona, na ireo mpanelanelana amin' Andriana sy ny vahoaka (jereo alo) |
Mots élémentaires | 4 aloalo, tany, amana, lanitra |
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |