|
|
|
|

Entrée1  ambatonikaky
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Teny tsy fampiasa afa-tsy amin' it fombam-pitenenana itỳ hoe: Manao ambatonikaky: mihenahena amin' ny heviny; ny tena ampiasana an' io fomba fiteny io matetika anefa dia ny mpivarotra mihenahena amin' ny vidin-javatra ataony, izany hoe tsy azo iadiam-barotra: Aza dia manao ambatonikaky re ianao, Andriamatoa
Mots élémentaires  4  vato, Ikaky
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07