|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ambatrambatra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra
Radical  4  ambatra
Synonymes  5  ambatra

Entrée (2/2)6  ambatrambatra
Partie du discours  7  adjectif
Explications en malgache  8  [1.78] [Betsimisaraka] matsatso, zavatra tsy misy tsirony na koa tsy dia matsiro loatra

Mis à jour le 2024/12/11