Entrée | 1 ampahatelo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1#66][ampahatelo] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy |
Explications en anglais |
4 [1.7][ampahatelony] a third part (and so with larger numerals) |
Explications en français |
5 [1.3][ampahatelony] le tiers 6 [1.13][ampahatelony] tiers 7 [1.8][ampahatelony] le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres) |
Exemples |
8 [2.472#102] Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra 9 [2.996#14.23.5] ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka 10 [1.123] ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana |
Vocabulaire |
11 Mathématiques: arithmétique |
Radical | 12 telo |
Morphologie |
|
Analogues | 14 ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |