|
|
|
|

Entrée1  ampamatoran-janak' omby
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny
Vocabulaire  4  Temps
Mots élémentaires  5  famatorana, zanaka, omby

Mis à jour le 2024/12/25