Entrée | 1 ampiadina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Asaina miady |
Exemples |
4 [1.437#] Any Anatirova no ampiadina. 5 [1.437#] Rehefa kaniry ny angely vao ampiadina. 6 [2.472#] Aza mba fa zanatanin' olona lehity, fa sahala amin' ny alika ialahy, ampiadina dia miady tokoa! |
Radical | 7 ady |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot ampiadina |
Anagrammes | 13 ampiadian, ampiadina, nampiadia |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |