|
|
|
|

Entrée1  ampy mihira
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fiteny amin' ny kabary am-panambadiana ka enti-milaza ny zaza hateraky ny mpivady vao voalohany izay fandrihan' ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy
Mots élémentaires  4  ampy, mihira
Mots composés 

Anagrammes  6  ampy mihira, hiampirima

Mis à jour le 2025/01/21