|
|
|
|

Entrée1  anakampo
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Any anaty any ihany fa tsy miseho etỳ ivelany: Hoy aho anakampo
Explications en anglais  4  [1.2] [anaka (?), fo, the heart.] Within one's self, in one's mind, kept within one's own thoughts.
5  [1.7] in one's mind
Explications en français  6  [1.8] dans son coeur, en soi-même
Explications en italien  7  [1.18] in cuore
Exemples  8  [2.4] Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo!
9  [2.472] hoy Ratsima, miteny anakampo, mampandry eritreritra sy manala heloka ny tenany.
Radical  10  anaka, fo
Analogues  11  anakantsaina
Mots composés 

Anagrammes  14  anakampo, manapoka, mpanakoa, mpanoaka

Mis à jour le 2025/01/21