|
|
|
|

Entrée1  anaovana
Partie du discours  2  verbe relatif
Explications en malgache  3  [1.1]
Explications en français  4  [1.3]
Exemples  5  [1.3] Eto no hanaovako trano (C’est ici que je vais faire, bâtir, construire une maison)
6  [1.3] Inona no anton’ ny nanaovanao ratsy toy izany? (Pourquoi avez-vous agi si mal ?)
7  [1.3] Ery alatrano no nanaovako ny kitay hazo (J’ai mis le bois de chauffage dehors)
8  [2.117] Raha endasina aho dia azo anaovana kafe.
9  [2.508] Misy heviny avokoa ny "zavatra" anaovana santatra.
Radical  10  tao
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot

Anagrammes  17  anaovana, anavoana, anoavana

Mis à jour le 2025/01/21