|
|
|
|

Entrée1  andriambaventy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Manam-boninahitra lehibe fahiny niadidy ny raharaham-pitsarana. (Tamin' ny andro nanjakan-dRadama, ny vadintany fony tamin' Andrianampoinimerina ihany no novany ho andriambaventy)
Explications en anglais  4  [1.2] [vaventy, large.] The judges.
Mots élémentaires  5  andriana, vaventy

Mis à jour le 2024/12/07