|
|
|
|

Entrée1  andriamby
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tenan-javatra fahita any anatin' ny tany, manana hery manokana hanintona ny vy sy ny metaly sasantsasany
4  [1.13] karazana vy manana toetra misintona vy hafa
Explications en anglais  5  [1.2] magnetic iron, a loadstone; a magnet
6  [1.7] magnet
Explications en français  7  [1.5, 1.8] aimant
8  [1.13] aimant
Exemples  9  [2.4#] Ohatra ny andriamby nanintona ny masoko ilay izy.
10  [2.529#] Mbola miasa tsara ihany ilay andriamby manintona ny vehivavy eny aminy.
11  [1.280#] Nihevingevina toy ny fanjaitra akekezin'ny andriamby ny tovolahy noseraniny.
Vocabulaire  12  Industrie
Mots élémentaires  13  andriana, vy
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07