|
|
|
|

Entrée1  angady
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady
Explications en anglais  4  [1.2] a spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady.
5  [1.7] a spade;
Explications en français  6  [1.8, 1.13] bêche
Vocabulaire  7  Outils
Radical  8  hady
Synonymes  9  fangady
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot angady

Anagrammes  17  adinga, angady, gidana

Mis à jour le 2025/01/21