|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ankilany
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] akaiky: eto ankilanao aho no hipetraka
Explications en français  4  [1.3, 1.5] à côté, d'un côté
Radical  5  ila
Autres orthographes  6  anilany
Mots composés 

Entrée (2/2)9  ankilany
Partie du discours  10  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  11  [1.78] [Sihanaka] anila, akaiky
12  [1.1] Enti-milaza antokon'olona na lafin-kevitra iray mifamaly amin'ny iray hafa izay atao hoe an-daniny: Ny mpihira etsy an-kilany, ny mpandihy etsy an-daniny ~ Nizara roa ny olona nanatrika teo: ireo nilaza fa tsy tsara ny manaraka fotsiny ny be sy ny maro, an-kilany, ary ireo nilaza fa tokony hanao ohatra ny olona rehetra, an-daniny
Explications en anglais  13  [1.7] on the one hand; one party as over against the other; cf. andaniny
Explications en français  14  [1.8] d'une part; l'une des parties; cf. andaniny
Radical  15  ila
Synonymes  16  ankila, anilany
Antonymes  17  andaniny

Anagrammes  18  ankilany, kininala, lakaniny, lankainy, nalikain, nanilika, nikalian, nilaikan

Mis à jour le 2025/02/02