Entrée | 1 antomo-dava ohatra ny andro fandroana |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] enti-milaza andro iray malaza na mahafinaritra ao anatin' ny taona ka eritreretina foana, fa lasa ny eo dia ny manaraka indray no heverina hany ka toa akaiky foana no fiheverana azy |
Mots élémentaires | 4 antomotra, lava, ohatra, andro, fandroana |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |