Entrée | 1 araikitra |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Araiketo amin' ny rindrina itỳ sary itỳ. Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin' ny rivotra Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany Tapahina, vitaina, faranana: Aoka haraikitra amin' izay itỳ raharaha itỳ fa efa nitarozaka ela loatra |
Explications en anglais |
4 [1.2] used of something to be stuck to something else, or something agreed upon. 5 [1.7] to be stuck to something |
Explications en français |
6 [1.3] à attacher, à fixer, à conclure 7 [1.8] qu'on colle sur une chose |
Exemples |
8 [2.117] Araikitra amin' ny hazo ireo tariby ireo. 9 [2.996] Ny voady amam-pianianana rehetra amehezany tena hampahory ny fanahiny, dia azon'ny lahy araikitra, ary azon'ny lahy foanana. |
Radical | 10 raikitra |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |