|
|
|
|

Entrée (1/3)1  arakaraka
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao
Explications en anglais  4  [1.2] to be dishevelled, to be loosened.
Radical  5  rakaka
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/3)10  arakaraka
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  [1.1] Mifanentana amin' ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran' ny vola ny fandaniana azy
Explications en anglais  13  [1.2] reduplication of araka. A claim to recover one's own property when stolen: Raha misy arakaraka, dia hianao no arahiko (If any one has a claim [to what I am buying or taking], I look to you to make it good)
Radical  14  araka
Morphologie 
15  Simple :
Mots composés 

Entrée (3/3)19  arakaraka
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  [1.78] [Betsimisaraka] rantsan-kazo kelikely sady lava fandahoana akoho na alika miditra ao an-trano

Mis à jour le 2024/12/11