Entrée | 1 aroboka |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty rano mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be plunged into a liquid |
Explications en français |
5 [1.8] qu'on plonge dans un liquide |
Radical | 6 roboka |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 aborako, aboroak, aroboka, baoroka, boroaka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |